| Entrée | 1 vato |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Zavatra mafy sady mavesatra hita ao anaty tany, izay lazain' ny mpahalala fa avy amin' ny fanjarian' ny afo, tany am-boalohany, ho vongana: Tany be vato i Madagasikara afovoan-tany.
4 Potik' io voalaza eo ambony: Vary be vato. 5 Ireo toko alahatra amin' ny fanaovana kilalao sasany, toy ny fanorona, katra, dama: Vatom-panorona. 6 Ireo vy na varahina fandanjana efa misy rahateo ny mariky ny lanja: vato-mizana. 7 Isa azo amin' ny fifidianana: Nitovy ny vato azon-dRakoto sy Rabe tamin' ny fifidianana farany. [1.1] 8 vato miforona any anatin' ny voa na ny fantsom-boa. [1.13] |
| Explications en anglais |
9 a stone, a rock.
[1.7] 10 a vote. [1.7] |
| Explications en français |
11 pierre.
[1.8, 1.13] 12 roche, caillou. [1.13] 13 gravelle. [1.3] 14 calcul. [1.54] 15 calcul rénal. [1.13] |
| Exemples |
16 Nisaina ny vato azon' ny mpilatsaka.
[2.356]
17 Misy vato milahadahatra manodidina azy ireo. [2.643] 18 Mavesatra ny vato, ary mavesa-danja ny fasika; [2.996] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 28 Géologie |
| Hyponymes |
|
| Tous les mots composés | 38 331 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 39 Proverbes contenant ce mot |
| Article | 40 Randzavola: vato ao amin' ny Baiboly |
| Anagrammes | 41 tavo, 42 tova, 43 vato |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|