|
|
|
|

Entrée1  karangana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Karazam-bato mafy nefa malia ary marirandrirana ny zorony: Vato karanana. [1.1]
Exemples  4  Tsaroany tsara ilay renibeny hany sisa nitaiza azy ka mpampilalao azy vato karangana sy valala ambolo eny antokotany. [2.470#]
Synonymes  5 karanana
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Anagrammes  14 karananga, 15 karangana

Mis à jour le 2025/11/09