| Entrée | 1 solaitra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Karazam-bato voavoatra hanoratana na hatao tafontrano: Mbola manoratra amin' ny solaitra Ibalita.
[1.1] |
| Explications en anglais |
4 a slate for writing.
[1.7] |
| Explications en français |
5 ardoise d'écolier.
[1.8] 6 ardoise. [1.13] |
| Exemples |
7 Hazo fisaka nolokoina mainty no solaitra.
[2.117#]
8 Fa ny solaitra no tanimbariny, ary ny pensily no angadiny. [1.437#] |
| Vocabulaire | 9 Géologie 10 Education |
| Hypéronyme |
|
| Co-hyponymes |
|
| Tous les mots composés | 19 3 combinaisons de ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|