Entrée zaza
Partie du discours nom
Définition malgache Ankizy mbola kely tsy tonga taona: Tsy dia azo omen-tsiny loatra ny zaza
¶ Tsy mato-tsaina, tsy mieritreritra, manao fanahinjaza: Ny vatany fotsiny no lehibe fa mbola zaza raha Ikoto [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a child [Hallanger 1973]
Définition française enfant [Hallanger 1974]
Exemples 
1Nanahirana indray anefa io zaza io. [Andraina: Mitaraina, page 161]
2Zaza efatra no milalao tsy lavitra azy eo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 6]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot zaza (4): Ambohijaza, Ambohijazavavy, Tsarazaza, Zazafotsy

Entrée Zaza
Partie du discours nom propre (biblique) [liste]
 Zaza, Ziza: [Baiboly]
Définition malgache  [Ny lahatsoratra nosoratan' i Randzavola] [Randzavola: Baiboly]
Définition anglaise Zaza [Baiboly]
Définition française Zaza [Baiboly]
Vocabulaire 
Autres orthographes 

2015/03/22