Entrée manendrika (endrika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mety tsara amy...: Manendrika azy iny akanjo iny
¶ Mifanaraka: Manendrika ny fahaizany ny zavatra vitany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to adorn, to embellish; to be suitable in appearance for a person or condition [Hallanger 1973]
Définition française embellir; convenir à; être en rapport avec la dignité de [Hallanger 1974]
Morphologie 
manendrika
nanendrika
hanendrika
Exemples 
1ny lohasaha tsy manana hatsaran-tarehy intsony, fa lasa ny vary nanendrika sy nandravaka azy, ary ny hazo koa niantomboka mena ravina. [Rajohanesa: Kintana]
2Manendrika ny vozonao ireo rado. [Baiboly: 26:001:010/Tononkira 1:10..]
Citations 

2017/06/11