|
|
|
|

Entrée1  fotsimbary
Mots élémentaires  2 fotsy, 3 vary
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 akotry voatoto efa nialan' ny fonony mafy: Omeo fotsimbary afahana an' ireo akoho ireo. [1.62]
Explications en anglais  [fotsim-bary] 6 peeled rice, rice cleared from the husk as distinguished from akotry.. [1.2]
[fotsim-bary] 7 white rice cleaned and ready for cooking. [1.7]
Explications en français  [fotsim-bary] 8 riz blanc prêt à la cuisson. [1.8]
9 (dans toute l'île) (de fotsy une variété à cuticule rouge qui se voit encore très bien après le pilonnage; riz décortiqué (même quand son périsperme est rouge). Le riz pilonné à cuticule blanche se distingue sous le nom de vary fotsy.. [1.196]
Exemples  10  Koa dia nasainy nanao sakafo haingana dia haingana Ilaimanga, ary Rasolo kosa nasainy nividy fotsimbary. [2.324]
11  Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara-milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro; [2.470]
Vocabulaire  12  Economie: agriculture
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02