|
|
|
|

Entrée1  andosirana
Radical  2 lositra
Partie du discours  3  verbe relatif
Explications en anglais  4 from whom who flees. [1.7]
Explications en français  [1.3#400]
5 qu'on fuit. [1.8]
Exemples  6  Hanky 'zany ve, Rafatro, 'ty andosirana tsy tanty? [2.1022]
7  Anjara tsy azo andosirana, teny jadona tsy azo valiana. [2.296]
8  Ekena ary ankatoavina ny didy avoakan'ny olobe, fa andosirana araka izay azo atao ny Fanjakana. [2.606]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02