Entrée mihintsana (hintsana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miraraka, miala amin' ny toerana misy azy: Nisy rivotra nifofofofo ka nihintsana daholo ny voan' ny paisonay tany Antanetikelimay ~ Mihihtsana izany volonao izany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to fall when ripe or withered; to fall out, as hair or feathers [Hallanger 1973]
Définition française tomber comme les feuilles, les cheveux [Hallanger 1974]
Morphologie 
mihintsana
nihintsana
hihintsana
mihintsàna
Exemples 
1Tsy maharitra ny fitsokan' ny rivotra ny ravinkazo am-pararano ka mihintsana maina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 117]
2Farany, mihintsana dia rimbona ilay taova. [Andraina: Mitaraina, page 220]
Citations 

Entrée mihintsàna (hintsana)
Partie du discours impératif du verbe actif mihintsana [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2012/08/07