|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miala
Radical  2  ala
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manala amin' ny tena: Miala tsiny, miala satroka
Afaka: Tsy mety miala io pentina io na sasana aza
Mijanona tsy ho...: Miala tsy ho ben' ny tanàna intsony, hono, Randria
Mihataka, mandositra: Niala maina nanao nony tsy nahavoa
Miainga: Miala amin' ny 4 maraina izahay rahampitso [1.1]
Explications en anglais  5  to leave, to go away [1.2, 1.7]
6  to go out, to retire [1.2]
Explications en français  7  partir, quitter un lieu [1.8]
Exemples  8  Tsy mbola niala teo am-baravarankely ihany I Saonina... [2.470]
9  hiala ihany koa anefa aty aoriana. [2.472]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Tous les mots composés  14  53 combinaisons de miala
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot miala

Entrée (2/2)16  mialà
Radical  17  ala
Partie du discours  18  impératif du verbe actif miala [Liste complète]
Explications en malgache  19  [1.1]
Explications en français  20  [1.3]

Anagrammes  21 malay, 22 malia, 23 mialà, miala

Mis à jour le 2025/09/20