Entrée manitra (hanitra)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Manana fofona tsara: Manitra ny vonin' ny telomiova
Mitovy hevitra: maka volon' orona ~ mamafana ~ mamerovero ~ mandraraka ~ manetonetona ~ mani-pofona ~ midofaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise fragrant [Hallanger 1973]
Définition française parfumé [Hallanger 1974]
Définition française  [Merina] (de hanitra : parfum). « Nom d'une plante médicinale » d'après Grandidier. C'est en réalité un nom qu'on donne en général aux plantes odoriférantes, parfumées. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Analogues  Andriamanitra
Exemples 
1Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Raha tsy akoho mifahy tsy mitovy aminy, ary ny fofony manitra aoka izany. [Andriamalala: Ranomasina]
3Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka. [Andraina: Mitaraina]
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot manitra (1): Sahamanitra

2019/08/17