| Entrée (1/2) | 1 lanitra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Ny habakabaka (amin' ny fiteny andavanandro): Manga ny lanitra androany.
4 (amin' ny fiteny ara-pinoana kosa) Ilay fonenana soa ahitan' ny olon-tsambatra an' Andriamanitra: Safononoka ny hasambarana any an-danitra. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 the sky [Mal. langit].
[1.2] 6 the sky. 7 heaven. [1.7] |
| Explications en français |
8 le ciel, le firmament.
[1.3, 1.8] 9 la région éthérée. [1.3] |
| Exemples |
10 Ary miandrandra ny lanitra aho mba hitoe-jaza aminao.
[2.529#]
11 ary izany koa no tsy niharoan' ny tany sy ny lanitra. [2.69#] |
| Morphologie |
|
| Vocabulaire | 14 Astronomie 15 Croyances |
| Tous les mots composés | 16 31 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
| Article | 18 Randzavola: lanitra ao amin' ny Baiboly |
| Entrée (2/2) | 19 lanitra |
| Partie du discours | 20 nom |
| Explications en français |
21 le souverain.
[1.3] |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|