Entrée mihinina > mihinana (hinana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitsako ary mitelina ventin-kanina mba hahavelona ny tena: Mihinam-bary ny Malagasy
Mitovy hevitra: homana ~ mamahan-tena ~ mamango ~ mambosibosika ~ mambosika ~ managorodana ~ manao indraim-bava ~ manao rapa-dango ~ manao sesimontotra ~ manao teli-moka ~ manao tombok' orona ~ manao tombokitsatsy ~ manao tranga ~ manao vakim-borona ~ manao voky ~ mandrapaka ~ mandrepoka ~ manendry ~ manesika ~ mangeboka ~ manoranorana ~ mianjady ~ mibibaka ~ mifotafota ~ mijao ~ mikesokesoka ~ miletra ~ mimontsina ~ miosanosana ~ mipaka ~ misatrasatra ~ mitelina ~ mitomboka ~ mitsamontsamona ~ mitsingintsingina ~ miviravira
¶ Mikiky: Mihinana ny vy ny haro fesina
¶ Mankahia, mampihena: Mihinana azy ny eritreriny
¶ Maka zavatra ankeriny (aman' olona): Nihinam-bolan' olona, hono, Rangahy io
Mitovy hevitra: miharaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to eat; to use up; to embezzle funds [Hallanger 1973]
Définition française manger; consommer; détourner des fonds [Hallanger 1974]
Morphologie 
mihinana
mihinan-
mihinam-
nihinana
nihinan-
nihinam-
hihinana
hihinan-
hihinam-
mihina
Exemples 
1Ary nony nihinana kelikely, hono, izy, dia hoy izy: [Rabezandrina: Ikotofetsy]
2Aza mihinana ny varin' Andriambahoaka re ianareo [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 138]
3Eo ampanaovana izany anefa, mahazo mihinan-katsaka izay te hihinana ary na firy na firy. [Andraina: Mitaraina, page 21]
Citations 

Entrée mihinina > mihinàna (hinana)
Partie du discours impératif du verbe actif mihinana [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]