Entrée | 1 anakidory |
Mots élémentaires | 2 anaka, dory |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Amponga kely kokoa noho ny dory (zanaky ny dory no heviny). Anisan' ny amponga masina izy io fa ampiasaina amin' ny hirampivavahana: tromba, bilo, sns. ary tsy azom-behivavy kasihina; ny any amin' ny faritanin' ny Sakalava no mampiasa azy [1.1] |
Vocabulaire |
5 Musique: instruments |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Mis à jour le 2024/10/30 |