|
|
|
|

Entrée1  kabosy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1#468] Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa
Vocabulaire  4  Musique: instruments
Autres orthographes  5  kabaosa, kabaosy, kabosa
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Illustrations 
133 

Anagrammes  134 

Mis à jour le 2025/01/21