Entrée (1/2) | 1 korintsana |
Radical | 2 rintsana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Feon' ny voanjavatra maina ao anaty akorany izay mamoaka feo mikitrana rehefa voatohina 5 Feo manenon' ny vilia na vera na vola madinika mifandona [1.1] |
Explications en anglais |
6 tinkling ornaments [1.7] |
Explications en français |
7 retentissement d'un grelot, de petits ornements [1.8] |
Vocabulaire |
8 Son |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 14 korintsana |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en malgache |
16 Zavamaneno mikorintsana manaraka ngodon-kira; samy manana ny anarany avy izy ireo arakaraka ny bikany sy ny zavatra nanaovana azy: ao ny kapoaka (misy na tsy misy tahony hihazonana azy), ao ireo afehy amin' ny hatotanana na ny tongotra ka entina mandihy; ny tsotra indrindra dia voatavo arivolahy efa maina, nesorina ny tao anatiny ary nasiana voa madinika [1.1] |
Explications en anglais |
17 a child's rattle [1.7] |
Exemples |
18 Tamin' izany no nahazon' I Terezy kely korintsana (kilalao vita gasy) sy kavina an-koso-bolamena; [2.470#] |
Vocabulaire |
19 Musique: instruments |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Illustrations |
|
Anagrammes | 148 akorintsan, korintsana, nakorintsa, narontsika, ranontsika, rantsaniko |
Mis à jour le 2024/10/31 |