Entrée | 1 kabosa |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa |
Explications en français |
4 [1.19] [Tankarana]
sorte de guitare. |
Vocabulaire |
5 Musique: instruments |
Synonymes | 6 kabaosa, kabaosy, kabosy |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Anagrammes | 134 |
Mis à jour le 2025/01/21 |