Entrée | 1 lokanga |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny lokanga vazaha ihany, fa tsotra dia tsotra ny bikany; ny fikasohana dia atao amin' ny tsiraka taretra na tsiraka hodi-kazo toy ny lombiry, vihana; ditin-kazo manitra (ramy) no ahosotra ireo tadiny, izay misy 4 ka hatramin' ny 7 |
Explications en anglais |
4 [1.7] a violin; any stringed instrument played with a bow |
Explications en français |
5 [1.8] violon, les instruments à corde dont on joue avec un archet |
Exemples |
6 Ny lokanga no niasa matetika noho ny mozika taloha. [1.437#] |
Vocabulaire |
7 Musique: instruments |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Proverbes | 141 Proverbes contenant le mot lokanga |
Article |
142 Randzavola: lokanga ao amin' ny Baiboly (=> zava-maneno) |
Illustrations |
|
Anagrammes | 144 |
Mis à jour le 2025/01/21 |