Entrée | 1 armonia |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Zavamaneno misy fitendrena tsindriana amin' ny rantsantanana izay mamoaka feo satria io fitendrena voatsindry io manokatra rindra izay ivoahan' ny rivotra avy amin' ny tafoforana tsindritsindriana amin' ny tongotra |
Exemples |
4 ny mpitendry armonia irery no tsy taitra. [2.470] |
Vocabulaire |
5 Musique: instruments |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Anagrammes | 133 |
Mis à jour le 2025/01/21 |