|
|
|
|

Entrée tarỳ
Partie du discours adverbe au passé [liste complète]
Explications en malgache Endriky ny mpamaritra matoanteny milaza toerana "arỳ" raha enti-milaza ny lasa: Tarỳ Ankadindambo izahay afakomaly
Avy arỳ: Efa tarỳ ve ianao? [1.1]
Exemples 
1Tary ambany tary, nisy vehivavy lehibe iray avy niakatra. [2.4]
2Dadabem-borompotsy izany ilay hitanay tary an-dohasaha tary. [2.117]
3Ny miaramila an-tongotra kosa dia tary Analatelo no niandry. [2.472]

Entrée tary
Partie du discours nom
Explications en malgache Amponga lehibe indrindra sady lava eto Madagasikara: mitovitovy amin' ny n' lapa izy (hoditra tokana eo amin' ny tendrony ambony), saingy avo be: 1,50 metatra. Izy no midoboka voalohany indrindra vao maneno daholo ny amponga rehetra miaraka aminy sy ny zavamaneno ka izany no iantsoana azy hoe "tary" (mitarika lanonana); misy koa milaza hoe Ampongatary [1.1]
  [Merina] Ny kely indrindra amin' ireo amponga efatra nampiasaina tamin' ny famorana ka natao hipetrahan' ny zaza hodidiana [1.1]
Explications en anglais A second drum [1.2]
Explications en français Le plus petit des quatre tambours usités à la circoncision, dont le son était rauque et sur lequel on plaçait l'enfant pour le circoncire [1.3]
Exemples Ampongalahy iray atao hoe "tary" no ipetrahan' izay hitazona ny zaza. [2.436]
Vocabulaire 
Dérivés 

Mis à jour le 2023/03/19