Entrée (1/2) | 1 atranatrana |
Radical | 2 atrana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en français |
4 [1.3] duplicatif |
Entrée (2/2) | 5 atranatrana |
Partie du discours | 6 nom |
Explications en malgache |
7 [1.1] Tapa-kazo maromaro velezina rehefa apetraka eo ambony ranjo; any amin' ny Bara no mbola mampiasa azy io, ary zavamaneno natokana ho an' ny vehivavy ny atranatrana. (Araka ny lovantsofina, dia miatranatrana erỳ izay vehivavy voatendry hampiasa azy io mandritra ny lanonana) 8 [1.13] karazana zavamaneno velezina misy ny feo rehetra |
Explications en français |
9 [1.13] xylophone |
Vocabulaire |
10 Musique: instruments |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Anagrammes | 138 |
Mis à jour le 2025/01/21 |