|
|
|
|

Entrée1  ampongavilany
Mots élémentaires  2  amponga, vilany
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Vilany tany nasiana tataviankena ny vavany ary mitoetra eo ambony halana mba hampihilangilana azy: velezina amin' ny rantsantanana na rantsankazo kely anankiroa ny ampongavilany; mikarantsana ny feony fa tsy mba midoboka toy ny amponga hafa [1.1]
Vocabulaire  5  Musique: instruments
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2024/10/30