|
|
|
|

Entrée1  piano
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Zavamaneno misy fitendry toy ny arimonia, saingy tsy mba rivotra no mampaneno azy fa ny fikapohana ny fitendrena izay mifandray amin' ny tadim-peo mikarantsana tsirairay avy: Mitendry piano
Exemples  4  Somary manokana ny momba ilay mpitendry piano avy ao Manakambahiny avaratr' i Vohidiala. [2.472]
Vocabulaire  5  Musique: instruments
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Anagrammes  133 

Mis à jour le 2025/01/21