Entrée (1/2) | 1 marovany |
Mots élémentaires | 2 maro, vany |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1#640] Valiha vita amin' ny hazo natambatra ho efajoro toy ny vata, ka valiha vata no ilazan' ny ankamaroan' ny faritany sasany azy |
Explications en français |
5 [1.3#435] nom donné aux valiha, à cause des supports qui soutiennent les cordes 6 [1.196] instruments de musique faits avec un gros bambou, vany : entre-noeud) |
Exemples |
7 Indraindray no mba ampiarahina amin'ny zava-maneno : mandoliny na kabósy (gitara madinika), marovany na angorodao iangalian'ny mpanan-talenta antsoina hoe sairy ny beko masikoro. [2.606#] |
Vocabulaire |
8 Musique: instruments |
Mots composés |
|
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Citations | 137 Textes citant marovany |
Illustrations |
|
Entrée (2/2) | 139 marovany |
Mots élémentaires | 140 maro, vany |
Partie du discours | 141 nom |
Explications en français |
142 [1.196] (déformation de marovahy, un Mimulopsis (Acanthaceae) d'après Grandidier, fichier manuscrit. |
Vocabulaire |
143 Botanique |
Anagrammes | 144 |
Mis à jour le 2025/01/21 |