|
|
|
|

Entrée1  jejy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Zavamaneno misy tadiny roa ka hatramin' ny enina, kitihina mitovitovy amin' ny gitara, henjanin' ny tohan-kazo vita sokitra, ary voatavo siny izay mifatotra eo akaikin' ny tendrony ilany no manamafy ny feony. Mikarantsana somary kentsona ny feon' ny jejy -- tsy itovizany amin' ireo zavamaneno misy tadiny; aankina amin' ny traira na ny kibo ilay voatavo siny fanamafisam-peo no mahatonga izay feo anankiroa samy hafa izay; miova araka ny faritany ny anarany: jejo na zezo (Antandroy ary ny faritany atsimo rehetra), jenjy (Betsimisaraka sy faritany atsinanana), lokanga voatavo na jejy voatavo (Imerina sy Betsileo)
Explications en anglais  4  [1.7] a guitar made with a stick and a gourd
Explications en français  5  [1.19] [Tankarana] espèce de guitare (taper sur cordes) (faite avec une calebasse).
6  [1.3#294] espece de guitare montée sur une moitié de citrouille ou de calebasse
7  [1.8] sorte de guitare faite d'un bâton et d'une calebasse
Exemples  8  Nitendry jejy izy ka nandehandeha nangataka; [2.69#]
Vocabulaire  9  Musique: instruments
Dérivés 
10  Noms :
Autres orthographes  11  jenjy
Mots composés 
Toponymes 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Illustrations 
142 

Mis à jour le 2025/01/21