|
|
|
|

Entrée (1/2)1  jejo
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Fatra-panao fihetsehana tsy maotina hanintona ny mason' ny olona langa hijery azy: Vehivavy jejo tsy misy toa azy Ikala anona iny
Pelipelika, tia haingo fatratra, kasikasy, maivan-doha: Jejo erỳ i Saholy amin' iny akanjo vaony iny.
Explications en anglais  4  [1.7] wanton, licentious
Explications en français  5  [1.3#294, 1.8] lascif
6  [1.3#294] qui a la tête légère, folâtre, sémillant, libre dans ses allures
Exemples  7  entin'ny olona jejo mihaingo. [2.314#131]
8  Raha jejo loha ny any, Izahay kely ihany fa mamerovero. [1.299#]
Dérivés 
9  Noms :
10  Adjectifs :
Synonymes  11  jejojejo
Analogues  12  jifa, pilaka, jefy, jefitra, jila, tefitra, langa, maola, malanga
Mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot jejo

Entrée (2/2)16  jejo
Partie du discours  17  nom
Explications en malgache  18  [1.78] [Sihanaka] tanin'afo, tifonoana
Synonymes  19  jiajia

Mis à jour le 2025/01/21