|
|
|
|

Entrée1  maola
Radical  2  ola
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.78] [Tanala] adaladala, tsy hendry, maditra
5  [1.1] Mipelipelika, mijefijefy, jejojejo: Itony koa efa dia anti-maola; tsy ny taona no jerena, fa 'ndeha hisary adala amin' ny tanora eo
Explications en anglais  6  [1.2] frisky, frolicsome, quarellsome, restless, frantic
in the provinces, it means mad
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Verbes passifs :
9  Noms :
10  Adjectifs :
Synonymes  11  maolamaola
Mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot maola

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21