Entrée (1/2) | 1 takoritsoka |
Radical | 2 ritsoka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1#912] teny tsy atao ren' ny olona maro tsaho mandeha an-katakonana |
Explications en anglais |
5 [1.2#606] a rumour, a whisper |
Explications en français |
6 [1.3#654] chuchotement, bruits qui circulent en cachette |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 8 takoritsoka |
Radical | 9 ritsoka |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en malgache |
11 [1.1] Zavamaneno akatroka mitovy feo amin' ny "castagnette": sotro hazo roa no tazonin' ny tanana havia ary atao mifampiankina ny vohony; sotro hazo iray hafa kosa no tazonin' ny tanana havanana eo amin' ny lelany, fa ny tahony no atsofoka sy avoaka eo anelanelan' ireo sotro roa voalohany ka manaraka ny ngadon-kira. Tsy mba maneno mafy fa toy ny mibitsibitsika fotsiny ny feon' ny sotro hazo, ka izany angamba no nanaovan' ny Ntaolo azy hoe takoritsoka; ankehitriny dia sotro vy no ampiasaina |
Vocabulaire |
12 Musique: instruments |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Anagrammes | 140 akotrotsika, takoritsoka |
Mis à jour le 2024/10/30 |