|
|
|
|

Entrée makasa
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavamaneno toy ny korintsana ihany saingy tsy fahita firy intsony noho izy manahirana kokoa ny fandrafetana azy: mandrary kitapo kely izay asiana voa madinika ao anatiny ary avondrona eo amin' ny tendronkazo kely ireo kitapo ireo [1.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/03/19