|
|
|
|

Entrée1  zavamaneno
Mots élémentaires  2  zavatra, maneno
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] anarana ilazana ireo zavatra rehetra namboarina hanao feon-kira, na tendrena izany na tsofina, na velezina. Anarana itambaram-be ilazana zavatra amboarin' olombelona mba hamoaka feo mahafinaritra azo anaovana feon-kira na anarahana hira: Ny sodina, ny valiha ary ny gitara dia samy zavamaneno
Explications en anglais  5  [1.2][zava-maneno] a musical instrument.
6  [1.7][zava-maneno] any musical instrument
Explications en français  7  [1.8][zava-maneno] instrument de musique
Exemples  8  mitoreoreo sy mampihetsi-po hafahafa ny feo avoaky ny zavamaneno; [2.470#]
9  Tia mozika izy ary kinga raha nitendry zavamaneno toy ny harmonia, ny valiha, mba nandalo teo am-pelatanany. [2.356#]
10  Isan-kariva, nataon' izy telo mirahalahy sy ireo mpiara-misakafo aminy mpanala sorisory azy amin' ny mozikany ilay mpitendry zavamaneno. [2.472#]
Vocabulaire  11  Musique: instruments
Mots composés 
Hyponymes 
Article  140  Randzavola: zava-maneno ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
141 

Mis à jour le 2024/12/26