|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ambioka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Zavamaneno vita amin'ny tsora-kazo kely anankiroa atao mifampikapoka; raha hazo mafy toy ny voamboana dia avo feo sady mikarantsana izy, fa raha hazo malemy kosa toy ny tahon-kifafa, dia somary dombodombo feo [1.1]
Vocabulaire  4  Musique: instruments
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Entrée (2/2)38  ambioka
Partie du discours  39  nom
Explications en malgache  40  vary, tsaramaso, ets tahirizana, masomboly [Betsimisaraka] [1.78]
41  Masomboly [Bezanozano] [1.78, 1.1]
42  masomboly, harena iraisan'ny mpivady [Sihanaka] [1.78]
43  voan-javatra natokana ho masomboly [1.13]
Explications en français  44  graines de semence, semis, riz réservé pour la semence. [Tankarana] [1.19]
45  semence [1.13]
Exemples  46  Toerana fametrahana masom-boly (ambioka) ary fanorenam-pitia-vana fanambadiana. [1.381#]
47  Ratsy ny akofa satria tsy misy ilana azy mihitsy, sady tsy azo hanina no tsy azo atao ambioka. [1.519#]
Vocabulaire  48  Economie: agriculture
Synonymes  49  ambeoka, ambeo, ambeko, ambezo, ambio, masomboly, tabiry

Anagrammes  50  ambioka, aombika, miboaka

Mis à jour le 2024/10/30