Entrée | 1 masomboly |
Mots élémentaires | 2 maso, voly |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Voa na talion-javamaniry fantenana ka tehirizina mba hafafy na hambolena amin'ny fotoam-pambolena manaraka 5 [1.13] voan-javatra natokana ho masomboly |
Explications en anglais |
6 [1.7][masom-boly] seed or cuttings or tubers for planting |
Explications en français |
7 [1.8][masom-boly] graines, tubercules, boutures, etc. à planter, semence 8 [1.13] semence 9 [1.196] Semences réservées pour être semées, tubercules, boutures, etc. préparés pour la plantation, tout ce qui peut reproduire un végétal cultivé |
Exemples |
10 Ny masomboly no manome tsiry vaovao indray. [2.117#] 11 Ny fanafarana sy fivarotana ovy fanao masomboly, vaovao na nandalo fampangatsiahana, katsaka, varimbazaha, soza fanao masomboly. [1.384#] 12 Azy manokana irery kosa ny fiasana tanimboly, ny fihavana azy volana ira na roa aorian' ny fanitrihana ny masomboly na ny fanatsatohana ny taho-mangahazo. [2.470#] |
Vocabulaire |
13 Economie: agriculture |
Synonymes | 14 ambeo, ambeko, ambezo, ambio, ambioka, tabiry |
Analogues | 15 ambioka |
Mis à jour le 2024/12/10 |