|
|
|
|

Entrée (1/6)1  -doka
Partie du discours  2  forme morphologique de loka

Entrée (2/6)3  doka
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  [1.1] Fanindrahindrana olona amin' ny fiderana azy; robo, fiderana olona, izay kendrena hamalifaliana azy, indraindray omban' ny fanantenana hahazo soa avy aminy: Tia doka loatra io mpitondra io ka manjary fatra-pisolelaka ny olona entiny.
Explications en anglais  6  [1.7] praise, flattery
Explications en français  7  [1.8, 1.5] flatterie
8  [1.8] adulation
9  [1.5] vanterie
Exemples  10  Tanantanam-bazaha feno doka, Nodokain' ilay mpanambaka. [2.69#]
11  Nisy marina koa mantsy ny tenin' izy ireo fa tsy doka fotsiny akory. [2.643]
Morphologie 
12  Simple :
Dérivés 
13  Verbes actifs :
14  Verbes passifs :
15  Verbes relatifs :
16  Noms :
Analogues  17  dokambarotra, mitadydoka, tiadoka
Mots composés 
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot doka

Entrée (3/6)22  doka
Partie du discours  23  nom
Explications en malgache  24  [1.1] Karazan-javamaneno miendrika tehina vita amin' ny volotsangana, saingy olona iray ihany no mitondra azy, dia ny lehilahy mpitarika ny dihy amin' ny lanonan-dehibe toy ny famadihana; atontona anin' ny tany izy mba hidoboka ary asiana korintsana eo an-tendrony
Vocabulaire  25  Musique: instruments
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Entrée (4/6)153  doka
Partie du discours  154  adjectif
Explications en malgache  155  [1.78] [Taimoro] irery, tsy manao inona
Autres orthographes  156  doko

Entrée (5/6)157  doka
Partie du discours  158  nom
Explications en malgache  159  [1.1] Fandoahana na fandavahana vato iray mba hahazoana manapoaka azy.
Dérivés 
160  Verbes passifs :
161  Verbes relatifs :
162  Noms :
163  Adjectifs :

Entrée (6/6)164  doka
Partie du discours  165  nom
Explications en français  166  [1.19] [Tankarana] sorte de bambou.

Anagrammes  167 

Mis à jour le 2025/01/21