|
|
|
|

Entrée (1/2)1  lakolosy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Zavamaneno vita amin' ny halimo, mibikana vara mihohoka, izay misy kiboriny mipaipaika azy ao anatiny ka mahatonga azy haneno; ny lakolosy dia ampiasaina hiantsoana olona na hilaza fotoana na ora: Mamelona lakolosy; tranon-dakolosy
Explications en anglais  4  [1.2, 1.7] a bell
Explications en français  5  [1.8] cloche
Exemples  6  lakolosy no nanamarika ny fanombohana sy firavan' asa. [2.472#]
7  lakolosy Niato tamin' ny 4 ora sy 15 minitra, tolak' andro, ny fivoriana. [1.368#]
Vocabulaire  8  Musique: instruments
Mots composés 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Entrée (2/2)138  lakolosy
Partie du discours  139  nom
Explications en malgache  140  [1.1] Fomban-drandram-bolo fanao amin' ny volon' ankizy: avòna eo an-daniny roa ny volo ka manjary toy ny boriborin-dakolosy
Vocabulaire  141  Coiffures

Anagrammes  142 

Mis à jour le 2025/01/21