|
|
|
|

Entrée1  kahiamba
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Anaran-javamaneno hafa kely fa harefo iray fihina no afatotra goragora ary kapokapohin' ny felatanana roa; izany no atao hoe Kahiamba; malefadefaka ny ngadona azo avy aminy, nefa manana anjara lehibe eo amin' ny fiarahan-javamaneno izy noho izy manano toamikorintsana
Exemples  4  Mandritra ny fotoana rehetra anaovana ny lanonana dia tsy mitsahatra ny hira masina, ny fandoroana emboka ny feon' amponga sy kahiamba ary ny vavaka. [2.508#]
Vocabulaire  5  Musique: instruments
Autres orthographes  6  kahamba
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Anagrammes  134 

Mis à jour le 2025/01/21