Entrée | 1 angorodao |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Zavamaneno iray tarika amin' ny harmonia, izany hoe tendrena, ka ny rivotra mivoaka amin' ny takela-by mifanao ambaratonga no mamoaka feo, saingy izy azo bataina ka entina mandehandeha: Mitendry angorodao [1.1] |
Exemples |
4 Manomboka ny osika, velona ny angorodao. [2.436#] 5 Sodina sy angorodao no mozika ary jiron-tsolitany no fanazavana. [2.4#] |
Vocabulaire |
6 Musique: instruments |
Autres orthographes | 7 ankorodao |
Analogues | 8 taralila |
Mots composés |
|
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Anagrammes | 43 agorodano, angorodao |
Mis à jour le 2024/10/30 |