|
|
|
|

Entrée1  anjomara
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Zavamaneno iray karazana amin' ny anjombona saingy lava be ny tahony (misy mahatratra roa metatra na mihoatra aza). Hatramin' ny dimy kilometatra tora-tady no andrenesana ny feony raha tsofina eny antendrombohitra izy, ka izany no ampiasana azy amin' ny fiantsoana fokonolona raha misy voina mihatra: hain-trano, dora tanety, tondra-drano, mpangalatra na fahavalo, kabary
4  [2.313] Ny anjomara dia zavamanenon' ny Ntaolo natao tamin'ny hazo lavalava poakaty na tamin' ny tandroka ary notsofina toy ny sodina saingy izy lehibebe somary nibobobobo ny feony
Explications en anglais  5  [1.2] a small wind instrument, a flute, or flageolet. [Swa. zomari, a pipe, a clarionet; Ar. azzam ara.]
6  [1.7] a bugle sometimes made of bamboo and an ox horn
Explications en français  7  [1.8] hautbois fait de bambou et de corne
Exemples  8  migoigoika ny anjomara; [1.437#]
Vocabulaire  9  Musique: instruments
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Article  137  Randzavola: anjomara ao amin' ny Baiboly (=> zava-maneno)

Mis à jour le 2024/12/07