|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sodina
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Musique: instruments
Explications en malgache  4  Karazan-javamaneno tsofina, vita amin' ny volotsangana lavalava marotsaka, misy loadoaka; ireo loadoaka ireo no ivoahan' ny rivotra ka manome feo samihafa rehefa ampifandimbiasina tsindriana amin' ny tendron-drantsantanana 5  maro ny anarana iantsoana ny sodina eto amin' ny Nosy: soly, sody, kitsody, antsody, kiatsody, antsodina, sobaba [1.1]
Explications en anglais  6  a flute [1.7]
Explications en français  7  flûte [1.8]
Exemples  8  Ny fidobodoboky ny amponga sy feon-tsodina no manampy izany any ivelany. [2.470]
Mots composés 
Hypéronyme 
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot sodina
Article  11  Randzavola: sodina ao amin' ny Baiboly (=> zava-maneno)

Entrée (2/2)12  sodina
Partie du discours  13  nom
Vocabulaire  14  Botanique
Explications en français  15  Nom donné aux arbres et arbustes dont les rameaux se prêtent bien à faire des sortes de flûte champêtre ou pipeau. [Merina+Betsileo+Tanala] [1.196]

Anagrammes  16  diñaso, disano, disaño, sodina

Mis à jour le 2023/03/19