Entrée |
dory
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Amponga fampiasa amin' ny lanonana masina fivavahana, tromba... Ngeza kokoa izy noho ny anakidoro. Matetika dia miaraka ny feon' ireo amponga roa ireo ka misy midoboka sy mikarantsana; any amin' ny faritany andrefana sy avaratra andrefana no mampiasa azy [1.1]
|
Vocabulaire |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
|
Entrée |
dory
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Tankarana]
Dormir. [1.19]
|
|
Entrée |
dory
(dotra)
|
Partie du discours | impératif du verbe passif dorana
|
Exemples |
1 | andeha, dory amin' ny afo izany.
[2.996]
|
2 | Dory ireo fako rehetra azo dorana.
[2.424]
|
|
|