|
|
|
|

Entrée (1/3)1  loka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Taisaka] antoka
4  [1.1] Fanamby ifanaovana: Andeha hanao loka, hoy ny sokatra tamin' ny bitro, fa izaho no ho tonga voalohany erỳ ambody hazo erỳ
Zavatra omena an' izay mahazo amin' ny fanamby: Inona no hatao loka, hoy ny bitro tamin' ny sokatra?
Lalao ifanambazana vola, ka ny mahazo dia izay maharesy (karatra), na izay naka ny mahery (baolina), na izay naka ny tonga voalohany (hazakaza-tsoavaly): Lany tamin' ny loka ny fananany
Valisoa omena an' izay voalohany amin' ny olona maro nifaninana: Anio no fizaran-doka ho an' ny mpianatra ao Ananona
Explications en anglais  5  [1.7] a bet; stakes in betting; a prize
Explications en français  6  [1.8] pari, gageure, prix
Dérivés 
7  Verbes actifs :
Mots composés 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot loka

Entrée (2/3)18  loka
Partie du discours  19  nom
Explications en malgache  20  [1.1] Fanipazana lefona, pala, fiadiana..., na fianarana miady amin' ny lefona
Dérivés 
21  Verbes passifs :

Entrée (3/3)22  loka
Partie du discours  23  nom
Explications en français  24  [1.196] . Nom des nourritures les plus grossières, souvent des tubercules de plantes sauvages ou des tubercules très féculents, lourds à digérer. [Betsileo]
25  [Bara]
Vocabulaire  26  Botanique

Anagrammes  27 

Mis à jour le 2025/01/21