Entrée (1/2) | 1 fanandroana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Vinany ataon' ny mpanandro momba ny zavatra ho avy, avy amin' ny fijerena ny tonon' andro sy ny vintana [1.1] |
Explications en français |
4 l'horoscope, l'action de dire les jours fastes et néfastes [1.3] |
Exemples |
5 Mino ny vintana ny Arabo ka nampianatra ny sikidy sy ny fanandroana. [2.113#9] 6 Nitady izay hahafa-tebiteby ny fanahiny izy: ka ny fanandroana aloha no hitany akaiky indrindra. [2.296#110] |
Titres |
7 Boky fanandroana malagasy (Randria Max) 8 Fanandroana : fianarana manisa andro malagasy (Rabesata Arima) |
Entrée (2/2) | 9 Fanandroana |
Sous-titre | 10 fianarana manisa andro malagasy |
Mots élémentaires | 11 fanandroana |
Partie du discours | 12 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
Auteur |
13 Rabesata Arima |
Editions |
14 , 2000/01. Hauteur: 21cm. Largeur: 15cm. Pages: 60 |
Anagrammes | 15 Fanandroana, fanandroana, nandarofana, nandraofana |
Mis à jour le 2023/09/09 |