|
|
|
|

Entrée (1/3)1  maneno
Radical  2  neno
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mamoaka feo mikarantsana (fiteny indrindra amin' ny zavamaneno tendrena na pehina na tsofina): Maneno mafy ny lakolosy fa fety ny andro ~ Henonao ve izany bingona maneno izany?
5  Mihirahira (vorona): Raha vao maraina, dia heno maneno any anaty hazo any ny voronkely
6  Enti-milaza ny feom-biby madinika: Efa naneno ny sahona
7  Miteniteny mafy mikarantsana, mipentsompentsona, mivatsavatsa: Loza izany raha vehivavy; maneno ao izy no nilaozako
8  Lafo be: Maneno izany vidin' itỳ vatosoa itỳ izany... [1.1]
Explications en anglais  9  To sound [1.2, 1.7]
10  To crow, to sing, to chirp, to ring. [1.2]
11  To ring out [1.7]
Explications en français  12  Sonner, retentir [1.3, 1.8]
13  Produire un son, résonner, crier, chanter, braire [1.3]
Exemples  14  Ireny no maneno sahala amin' ny lakolosy am-bovonana ka manome laza hafahafa tsy sitrany. [2.470]
Vocabulaire  15  Son
Morphologie 
16  Présent :
17  Passé :
18  Futur :
19  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  23  Proverbes contenant le mot maneno

Entrée (2/3)24  mañeno
Radical  25  eno
Partie du discours  26  verbe actif
Explications en malgache  27  maneno [Taisaka, Sihanaka] [1.78]

Entrée (3/3)28  maneno
Partie du discours  29  verbe actif
Explications en malgache  30  mampiempo (tenoy) [Taisaka] [1.78]

Anagrammes  31  maneno, mañeno, manone, menona, monèna, maneno, mañeno, manone, menona, monèna

Mis à jour le 2023/06/18