Entrée | 1 bingona |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Karazan-javamaneno tsofina avo feo sy karantsana: Mpitsoka bingona |
Explications en anglais |
4 [1.2] a bugle. [Eng. Bugle.] 5 [1.7] a bugle |
Explications en français |
6 [1.8] clairon |
Exemples |
7 Vao mandre ny feon' ny bingona izy dia milaza hoe: ndao! [2.996] 8 dia notsofina ny bingona, ary nanao porizentra Andriana indray Randriaka. [2.649] |
Vocabulaire |
9 Musique: instruments |
Analogues | 10 anjomara, anjombona, antsiva |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Anagrammes | 138 |
Mis à jour le 2025/01/21 |