|
|
|
|

Entrée (1/2)1  antsiva
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  anjombona atao amin'ny akorandriaka [Betsimisaraka] [1.78]
4  anjombona na anjomara fanairana na filazana [Tanala] [1.78]
5  Anjombona [Bara, Tanosy] [1.78]
6  Anjombona vita amin' ny akorandriakan-dranomasina, fampiasan' ny any amorontsiraka indrindra mba hamory fokonolona. Manana anjara lehibe eo amin' ny fiarahan-javamaneno koa ny antsiva amin' ny foko sasany: sambatry ny Antambahoaka, antsan-tromba, baheza... [1.1]
Explications en anglais  7  a shell which is blown in following the petty sovereigns in the provinces, or to assemble the people. Same as angaroha, and anjombona. [1.2]
8  a bugle made from a conch shell [1.7]
Explications en français  9  cor d'appel fait d'une conque marine [1.8]
Exemples  10  Rahefa izany, dia noraisiny ilay antsiva teny aminy ka notsofiny inefatra toy ny taloha; [2.357#]
Vocabulaire  11  Musique: instruments
Morphologie 
12  Simple :
Analogues  13  anjomara, anjombona, bingona
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Entrée (2/2)141  antsiva
Partie du discours  142  nom
Explications en malgache  143  anjomaso [Taimoro] [1.78]

Anagrammes  144  antsavi, antsavy, antsiva, avatsin, navatsy, vatsian, vatsina

Mis à jour le 2024/12/04