|
|
|
|

Entrée1  anaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  zanaka [Bara, Betsileo] [1.78]
4  Teny mitovy tsy misy hafa amin' ny hoe zanaka, saingy tsy fampiasa afa-tsy amin' ireto fombam-pehezanteny manaraka ireto: a) raha misy mpamaritra anarana eo alohany: Efa lehibe anaka Razay ~ Maro anaka izy ~ Vao maty anaka Rabe. b) raha atao teny enti-miantso: Hendre tsara, anaka [1.1]
Explications en anglais  5  a child, the young of anything; any one treated with affection; an affectionate and respectful mode of address. Avia, anaka, Come, child. This word anaka is also always used in the provinces where zanaka would be used in Imerina. [Mal. anak.] [1.2]
6  a child [1.7]
Explications en français  7  enfant, mon cher enfant: [1.8]
Exemples  8  " "Eny, anaka," hoy Rafotsibe, "fa misaotra anareo aho. [2.293]
9  Izao no teniko aminao anaka: [2.324]
10  Efa lehibe anaka izy Ravokatra: [2.470]
11  Nanana anaka i Neny tamin' iny taona nahafahako fanadinana iny. [2.472]
Dérivés 
12  Verbes actifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot anaka
Article  20  Randzavola: anaka ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  21  akàna, akana, anaka

Mis à jour le 2023/08/11