|
|
|
|

Entrée1  anakandriamaso
Mots élémentaires  2  anakandriana, anaka, andriana, maso
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.78] [Betsimisaraka] faritra boribory sy mainty ao amin'ny atimaso
5  [1.1] Ilay zavatra ao anaty voamaso, izay idiran' ny tsirim-pahazavana fototry ny fahitana.
Explications en anglais  6  [1.2] [maso, the eye.] The pupil of the eye.
Explications en français  7  [1.3#35] la pupille de l'oeil
Exemples  8  ary hotandremanay toy ny anakandriamaso [2.588#]
9  ary tehiriziny hoatra ny anakandriamaso ny soa ataon' ny olona [2.996#]
10  Jereo ihany koa ny fihetsiky ny maso, ny haben'ny anakandriamaso [2.424#]
Vocabulaire  11  Biologie
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/21