|
|
|
|

Entrée 1  anadahy
Mots élémentaires  2 anaka, 3 lahy
Partie du discours  4  nom
Morphologie 
5  Simple :
Dérivés 
Verbes circonstanciels :
Noms :
Explications en malgache  9 Ny lehilahy izay iray tam-po namin' ny vehivavy: Notsenain-dRasoa anabaviny ry Rakoto sy Ranaivo, anadahiny avy tany Toamasina. Tovona: mi, mpi, ianadahiana, fianadahiana. [1.10#A.499]
10 Lehilahy iray tampo amin' ny vehivavy iray: Rakoto no anaran' ny anadahin-dRasoa [1.1]
Explications en anglais  11 A woman's brother. Used also of men when women are speaking. See rahavavy. [1.2]
12 A woman has rahavavy and an anadahy [1.26#13]
13 The brother of a woman [1.7]
Explications en français  14 Frère d'une soeur [1.54]
15 Le frère d'une femme [1.8]
Exemples  16  Ary Lidy e, Rainilidy anadahiko [2.470#142]
17  Tezitra ny anadahin-drenin' ireo zaza [2.606#191]
18  Dia eo manatrika ny manjo ny zanaka, anadahy, na vadin' ny tena. [2.472#174]
Vocabulaire  19  Rapports: famille
Analogues  20  anabavy, 21  rahalahy, 22  rahavavy
Proverbes  23  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/22