Entrée | 1 rahalahy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Lehilahy iray ray sy iray reny amin' ny lehilahy iray hafa: Manana rahalahy efatra Rakoto Ny lehilahy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny lehilahy hafa koa dia atao hoe rahalahy, toy izany koa ny lehilahy vadin' ny olona mirahavavy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahalahy. |
Explications en anglais |
4 [1.2] A brother of a man; lit. when masculine. Comp. anadahy 5 [1.26#13] A man has rahalahy and an anabavy 6 [1.7] The brother of a man; cf. anadahy |
Explications en français |
7 [1.54] Frère d'un frère 8 [1.8] Le frère d'un homme; cf. anadahy |
Exemples |
9 Miarahaba anao aho, ry rahalahy! [2.583#4] 10 Raha rahalahy tsy marina, tapaka ihany fa tsy namana, ka anaro; [2.69#224] 11 Misy koa anefa milaza fa nanana rahalahy natao hoe Andriankotofananina Andriamanelo. [2.508#336] |
Vocabulaire |
12 Rapports: famille |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 18 anabavy, anadahy, rahavavy |
Mots composés |
|
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot rahalahy |
Article |
24 Randzavola: rahalahy ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 25 hilahara, rahalahy |
Mis à jour le 2023/07/22 |