Entrée | 1 firahalahiana |
Radical | 2 rahalahy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fatoram-pihavanana amin' ny mpirahalahy; fihavanana, fifankatiavana |
Explications en anglais |
5 [1.470] brotherhood |
Explications en français |
6 [1.470] fraternité |
Exemples |
7 Tsaroana fa misy marina tokoa ny firahalahiana kristiana. [2.356#] 8 Izy anefa no vavolombelon' ny firahalahiana sy mpandrafitra azy. [1.369#] 9 Sao heverinareo fa ny matoan-kevitry ny Repoblika Frantsay - Fahafahana, Fitoviana, firahalahiana -, dia natao ho anareo koa. [2.472#] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |