Index |
|
|
|
Proverbes : rahalahy
|
|
|
Proverbe 1 | Raha tsara ny vadin-drahalahy, dia amosavina ny rahalahy hitondrana loloha ; raha be omby sy be andevo, isomparana hahazahoana harena. [2.415 #1163]
|
Traduction française | Une homme qui a une belle-soeur, belle et sage, jette un sort à son frère pour le faire mourir et épouser la veuve ; s' il convoite les boeufs et les esclaves de son frère, il lui cause du tort pour s' enrichir. [2.415]
|
|
|
Proverbe 2 | Takatra nahazo nofon-kena, ka ny rahalahy ihany no mody fahavalo. [2.415 #5410, 2.558 #4005, 2.653]
|
Traduction française | Oiseau takatra qui tient un morceau de viande : c' est un frère qui devient un ennemi. [2.415 #5410]
|
Interprétation française | Se disait de deux parents ou amis qui se brouillent pour une question d' intérêt. [2.415 #5410]
|
|
|
Proverbe 3 | Tsy mety raha manantena rahalahy mahay mandrafitra, ka mitondra ny hazo meloka hatrany an-ala. [2.653 #3430]
Tsy mety raha manantena rahalahy mahay mandrafitra, ka mivongika hazo lena. [2.558 #4609]
|
|
|
Index |
|
|