Entrée | 1 mahazo |
Radical | 2 azo |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tonga, manjary manana: Nahazo namana mahafatra-po aho nahita azy Mandray, tonga tompon-javatra: Nahazo vola be izy tamin' io raharaha io Voan' (ny aretina): Nahazo aretin-kibo aho tany amin' ny nalehako tany Mahasambotra: Iza aminareo no nahazo itỳ trondro gasy ity? Mahatakatra hevitra: Tsy nahazo akory izay novakiny izy |
Explications en anglais |
5 [1.2] to get, to have, to obtain, to possess, to win, to acquire, to comprehend. The relative ahazoana is most frequently changed in pronunciation to ahazahoana. 6 [1.7] to get, to acquire; to understand |
Explications en français |
7 [1.8] gagner, obtenir; comprendre |
Exemples |
8 mahazo tombony tsy mba mizara. [2.69#] 9 Inona ihany ity mahazo ahy ity? [2.4#] 10 Koa tsy aleo mba mahazo aminay? [2.298#47] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 31 Proverbes contenant le mot mahazo |
Anagrammes | 32 |
Mis à jour le 2025/01/21 |